|
|
|
|

Entrée1  tsipahina
Radical  2  tsipaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Dakana: Notsipahiny ny rahalahiny
5  Atosika amin' ny tongotra: Tsipahiny foana ny lamba firakofana rehefa matory izy
6  Tsy raisina, tsy ekena, lavina: Notsipahiko ny heviny ka tezitra izy
7  Ariana: Notsipahiny tsy hozanany intsony Randriafa maditra loatra [1.1]
Explications en français  8  à qui ou à quoi on donne un coup de pied
9  figuré: qu’on repousse, qu’on rejette [1.3#782]
Exemples  10  Aza tsipahina ny zandrin’ ialahy (Ne donne pas de coups de pied à ton cadet) [1.3#782]
11  tsipahin' ilay io mandrakariva ny firakofana (Celui-la repousse toujours sa couverture avec les pieds) [1.3#782]
12  Notsipahiny tsy ho zanany izy (Il l'a rejeté du nombre des ses enfants) [1.3#782]
13  Aza tsipahinao ny ray aman-dreninao rahefa antitra izy (Ne rejetez pas vos parents lorsqu'ils sont vieux [1.3#782]
Morphologie 
14  Présent :
15  Présent :
16  Passé :
17  Passé :
18  Futur :
19  Futur :
20  Impératif :

Mis à jour le 2023/02/20