Entrée | 1 tsinontsinona |
Radical | 2 tsinona |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra 5 Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona 6 Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny [1.1] |
Explications en anglais |
7 of no importance, of little worth [1.7] |
Explications en français |
8 rien du tout, sans importance [1.8] |
Exemples |
9 tsinontsinona ny tanànan' i Marovato. [2.472] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |