| Entrée | 1 tsinjara |
| Radical | 2 zara |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka.
5 Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny. [1.1] |
| Explications en français |
6 action de détailler, de partager en lot.
[1.5#313] |
| Exemples |
7 Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
[2.4#]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 26 3 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|