Entrée tsinjaka
Partie du discours nom
Définition malgache Tsambikimbikina
¶ Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise dancing, esp. by jumping about [Hallanger 1973]
Définition française danse, gambade [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

2012/10/02