Entrée tsingilahila (hilahila (hila))
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/10/02