Entrée tsindrohina (tsindroka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany
¶ Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
tsindrohina
tsindrohiko
tsindrohinao
tsindrohiny
tsindrohintsika
tsindrohinay
tsindrohinareo
tsindrohin'
tsindrohin-
tsindrohim-
tsindrohi-
notsindrohina
notsindrohiko
notsindrohinao
notsindrohiny
notsindrohintsika
notsindrohinay
notsindrohinareo
notsindrohin'
notsindrohin-
notsindrohim-
notsindrohi-
hotsindrohina
hotsindrohiko
hotsindrohinao
hotsindrohiny
hotsindrohintsika
hotsindrohinay
hotsindrohinareo
hotsindrohin'
hotsindrohin-
hotsindrohim-
hotsindrohi-
tsindrohy
Citations 

2010/05/14