Entrée | 1 tsindroanina |
Radical | 2 tsindroana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Alaina tsy misy filaharana, fidina alaina atsy alaina aroa: Tsy nalainy befahatany ireo zavatra ireo fa notsindroaniny tetsy sy teroa [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 itsindronana, 10 tsindroanina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |