Entrée tsindrin-tsakafo (tsindrina, sakafo)
Partie du discours expression
Définition malgache voankazo na zavatra hafa hanina aorian'ny tena sakafo, kaninkanina aorian' ny sakafo [Rajemisa 1985]
 hanina entimamarana ny sakafo [SLP 1986]
Définition française dessert [SLP 1986]
Vocabulaire 

2013/06/10