Entrée tsindrim-barotra (tsindry, varotra)
Partie du discours expression
Définition malgache zavatra atao fanampim-barotra mba hamalifaliana sy hanomezana fahafaham-po ny mpividy [Rajemisa 1985]
Autres orthographes 
Citations 

2010/06/17