|
|
|
|

Entrée1  tsinay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m)
Explications en anglais  4  [1.7] intestines, entrails
Explications en français  5  [1.8] intestin, entrailles
Exemples  6  Mitsaha-mikoraraika ny tsinay ary azoazo ery ny aina. [2.470]
7  dia manify hara ny tsinay ny olona, fa kikisany iry biby fisaka ny tsinay ny olona; [2.48]
Vocabulaire  8  Biologie
Mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot tsinay

Anagrammes  27  atsiny, intsia, sainty, sintai, tanisy, tsainy, tsinai, tsinay, tsiñia

Mis à jour le 2023/05/19