|
|
|
|

Entrée1  tsinapaka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tsapaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Voatsapaka, tsapahina, idirana: Notsinapaky ny mpangalatra, hono, ny tranon-dry zareo ato avaratra
Trabarana: Notsinapaky ny lefona ny tendan' ilay lambo
Explications en français  8  [1.3#753] dans quoi on est entré, tombé ; qu'on a fait pénétrer, entrer
Synonymes  9  voatsapaka

Anagrammes  10  napatsika, nitsapaka, tsinapaka

Mis à jour le 2025/07/29