| Entrée | 1 tsimponina |
| Radical | 2 tsimpona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Alaina tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin' ny tany.
5 Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin' ny "tra" amin' io an-dalan-tsoratra io. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 mpisintona, 11 tsimponina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|