|
|
|
|

Entrée1  tsimbalivaly
Radical  2  valy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1#989] Valim-bonoana
5  [1.1] Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana
Exemples  6  Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly. [2.285#]
7  Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta. [2.606#]

Mis à jour le 2023/02/16