Entrée | 1 Tsimandoa |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay |
Explications en français |
4 [2.415#311][tsy mandoa] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. |
Exemples |
5 Ary tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48] 6 Mafy ihany izany fanompoan' ny tsimandoa izany, hoy izy. [2.643#64] 7 tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117#118] |
Vocabulaire |
8 Histoire |
Autres orthographes | 9 tsimandao |
Article |
10 Randzavola: tsimandoa ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 11 Tsimandao, Tsimandoa |
Mis à jour le 2022/07/30 |