Entrée | 1 tsikovoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [1.1] |
Exemples |
4 dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [2.48] |
Vocabulaire |
5 Zoologie: invertébrés |
Zoonymes |
|
Proverbes | 7 Proverbes contenant le mot tsikovoka |
Mis à jour le 2023/09/10 |