| Entrée | 1 tsikonina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Jeu |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|