| Entrée | 1 tsikera | 
| Radical | 2 kera | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [1.1] | 
| Explications en français | 5   critique, analyse [1.13, 1.5] | 
| Exemples | 6   Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo.
[2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 3 combinaisons de ce mot | 
| Anagrammes | 23 karitse, 24 retsika, 25 sekatry, 26 tsarike, 27 tserika, 28 tsikera, 29 tsirake | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |