Entrée | 1 tsikala |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
21 [1.1] Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy |
Synonymes | 22 tsikalana |
Anagrammes | 23 kalsita, lastika, latsaky, litsaka, tsikala |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |