Entrée tsidi-pahitra (tsidika)
Partie du discours expression
Définition malgache ¶ 1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany) [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2009/12/09