|
|
|
|

Entrée1  tsibokaboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka.
4 Heverina ho boka fa tsy tena boka. [1.1]
Vocabulaire  5  Jeu

Anagrammes  6 bokabokatsy, 7 tsibokaboka

Mis à jour le 2025/09/12