|
|
|
|

Entrée1  tsepoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ?
Dérivés 
4  Verbes passifs :
5  Adjectifs :

Anagrammes  6  petsako, potsake, tsepoka

Mis à jour le 2020/07/31