Entrée | tsenaina (tsena) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | itsenana, tsenaina |
Mis à jour le 2023/01/20 |