Entrée tselika
Partie du discours nom
Définition malgache Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia jasa midify: An-tselika no nakan' ilay haka ny angadiko teto [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/05/29