| Entrée | 1 tsatsatsatsa | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin' ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |