Entrée tsaoky > tsaoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1]
Dérivés 
 

Entrée tsaoky > tsaoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [1.1]
Explications en français Craie [1.13]
Vocabulaire 
Origine Anglais: chalk.

Anagrammes 

Entrée tsaoky > saoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1]
Vocabulaire 
Dérivés 
Holonyme loha
Co-méronymes handrina, maso, molotra, orona, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Proverbes 

Entrée tsaoky > saoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1]
Explications en anglais The chin [1.7]
Explications en français Le menton [1.8]
Exemples Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : saoka, saokan', saokan-, saokam-, saoky
Préfixée : -tsaoka, -tsaokan', -tsaokan-, -tsaokam-, -tsaoky
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée tsaoky > saoky
Partie du discours forme morphologique de saoka

Entrée tsaoky > saoky
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Sotrobe [1.78]

Entrée tsaoky > saoky
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Fidirana, fitsofohana [1.78]

Entrée tsaoky > saoky
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Dera, fiderana [1.78]

Anagrammes