Entrée | 1 tsanganolona |
Mots élémentaires | 2 tsangana, olona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1] |
Explications en français |
5 "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415#6630] |
Exemples |
6 Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472] |
Vocabulaire |
7 Economie: finances, gestion |
Mis à jour le 2023/01/01 |