|
|
|
|

Entrée1  tsangan-kevitra
Partie du discours  2  locution
Vocabulaire  3  Philosophie
Explications en malgache  4  Ny fototra ijoroan' ny hevitra tanana [1.1]
5  Foto-kevitra ijoroan'ny olona iray ary voavelabelatra amin'ny fomba maro [1.13]
Explications en français  6  Idéologie [1.5#144]
7  Doctrine [1.13]
Exemples  8  Azon' i Galliéni notanterahina anefa va izany tsangan-kevitra izany? [2.285#123]
Mots élémentaires  9  tsangana, hevitra

Mis à jour le 2023/03/09