Entrée tsakitsaky
Partie du discours nom
Définition malgache (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
¶ (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [Rajemisa 1985]

Entrée tsakitsaky
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tambahoaka] katsaka [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] ampemba [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31