Entrée tsaikiny > saikiny
Partie du discours nom
Explications en malgache [angl. second] Amin' ny hira misy feo maro, ilay feo antsoina hoe faharoa, fizarana na paritra mazàna ataon' ny vehivavy iva feo indrindra [1.1]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Anglais: second.
Proverbes 

Entrée tsaikiny > saiky
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Sakalava] A child [1.2]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée tsaikiny > saiky
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1]
Dérivés 
Synonymes fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala
Mots composés 

Entrée tsaikiny > saiky
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Mitovy amin' ny siky [1.1]

Entrée tsaikiny > saiky
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  saika [1.1]
Synonymes saika

Anagrammes 

Entrée tsaikiny > tsaiky
Partie du discours nom
Explications en malgache Ankizy [1.13]
Explications en français Enfant [1.13]
Mots composés 
Autres orthographes 

Anagrammes