| Entrée | 1 troatra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy.
4 Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra. [1.1] |
| Explications en français |
5 bond, saut, action de se cabrer.
6 figuré: colère, emportement. [1.3#745] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 25 Emotions |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|