Entrée trena
Partie du discours nom
Définition malgache Ny fiman' ny omby
¶ Ny feo mimamamàna na mifofofofon' ny riaka
¶ Feo mampitahotra eo am-pahatezerana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 
Citations 

2009/10/13