|
|
|
|

Entrée1  tratra aorina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tratra, aoriana
Explications en malgache  4  [1.1] diso fotoana, tsy tonga ara-potoana
Exemples  5  [2.324] Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga
6  [2.472] Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy

Mis à jour le 2025/07/29