| Entrée | 1 tratra aorina | 
| Mots élémentaires | 2 tratra, 3 aoriana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [1.1] | 
| Exemples | 6   Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga
[2.324] 7 Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [2.472] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |