|
|
|
|

Entrée1  toy ny
Mots élémentaires  2  toy, ny
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  Mafy toy ny vato ny foko! [2.508#298]
5  Mandeha izy toy ny hirebika [2.69#27]
6  Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [2.117#116]
7  toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [2.558]

Mis à jour le 2023/05/08