Entrée totorebika
Mots élémentaires toto ; rebika
Partie du discours nom
Explications en malgache Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona [1.1]
Explications en anglais A dance of joy [1.7]
Explications en français Danse de joie [1.8]
Exemples 
1Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270]
2Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/07/13