Entrée torana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [Rajemisa 1985]
Définition française évanoui, tombé en défaillance, en syncope
¶ saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [Abinal 1888]
Définition française en syncope [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée torana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [Rajemisa 1985]

2012/11/30