| Entrée | 1 tontolo iainana | 
| Mots élémentaires | 2 tontolo, 3 iainana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fifandraisan' ny zavamananaina na tsy manana aina amin' ny olombelona miaina ao anivony, ka mety manasoa na manaratsy ny fiainan' izany olombelona izany eo amin' ny lafiny rehetra maha olona [1.62] | 
| Illustrations | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |