Entrée tontaly
Partie du discours nom
Définition malgache [frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo
¶ Vokatra [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Origine Français: total.
Synonymes totaly ~ totaliny

2009/06/27