|
|
|
|

Entrée1  tontafana
Radical  2  tonta
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Zerana: Notontafany vato aho
Velezina: Tontafy kanonta io alika io
Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  tontana

Mis à jour le 2025/09/12