|
|
|
|

Entrée1  tono
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
4  Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
Explications en anglais  5  broiled [1.7]
Explications en français  6  action de griller au feu [1.8]
Exemples  7  Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [2.470]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot tono

Anagrammes  16  noto, tono

Mis à jour le 2023/08/21