Entrée | tonjina (onjina) | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Définition malgache | Sasatra, vizaka, valaka ¶ Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. [Rajemisa 1985] | |||
Dérivations |
| |||
Autres orthographes | tonjana | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |