Entrée tongo > tongona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] [ tongoña ] Havoana, vohitra kely [1.78]
 Bainga avovona eny an-tanimbary [1.1]
Hypéronyme gidro
Co-hyponymes ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Analogues  togom-bato

Entrée tongo > tongona
Partie du discours nom
Explications en anglais Red-bellied lemur (Eulemur rubriventer) [2.233]
Explications en français Lémur à ventre rouge (Eulemur rubriventer) [2.233]
Nom scientifique Eulemur rubriventer
Vocabulaire 
Synonymes barimaso ~ soamiera
Tableaux et planches Les Lémuriens

Entrée tongo > tongotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Explications en anglais A foot, a leg [1.7]
Explications en français Pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Exemples 
1Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
2Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
3Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : tongotra, tongotro, tongotrao, tongony, tongotsika, tongotray, tongotrareo, tongotr', tongo-, tongotry
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme vatana
Méronymes hatotongotra, ranjo
Hyponymes fe, leferana, lohalika, pokopoko, talikana, votativo
Co-méronymes hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tratra, vody, vozona
Proverbes 
Article