Entrée tongavina (tonga)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Enti-milaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian' ny mpivarotra hotratrarina: Ariary valo no sahiko -- Tongavy ariary folo re! [Rajemisa 1985]
Morphologie 
tongavina
tongaviko
tongavinao
tongaviny
tongavintsika
tongavinay
tongavinareo
tongavin'
tongavin-
tongavim-
tongavi-
notongavina
notongaviko
notongavinao
notongaviny
notongavintsika
notongavinay
notongavinareo
notongavin'
notongavin-
notongavim-
notongavi-
hotongavina
hotongaviko
hotongavinao
hotongaviny
hotongavintsika
hotongavinay
hotongavinareo
hotongavin'
hotongavin-
hotongavim-
hotongavi-
tongavy, tongavo

2010/05/14