| Entrée | 1 tonantonana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana.
4 Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao. [1.1] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 16 ontanontana, 17 tanontanona, 18 tonantonana |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|