|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tonaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [1.1]
Dérivés 
4  Verbes passifs :

Entrée (2/4)5  tonaka
Partie du discours  6  adjectif
Explications en malgache  7  Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [1.1]
Mots composés 

Entrée (3/4)9  toka
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11  Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [1.1]
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Noms :

Entrée (4/4)14  tonaka
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16  (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  17  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  19  akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonàka, tonaka

Mis à jour le 2023/02/20