Entrée tonafana (tonaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tsoforana dona-tsetroka: Notonafana ilay biby ka nivoaka ny lavany [1.1]
Morphologie 
Présent : tonafana, tonafako, tonafanao, tonafany, tonafantsika, tonafanay, tonafanareo, tonafan', tonafan-, tonafam-, tonafa-
Passé : notonafana, notonafako, notonafanao, notonafany, notonafantsika, notonafanay, notonafanareo, notonafan', notonafan-, notonafam-, notonafa-
Futur : hotonafana, hotonafako, hotonafanao, hotonafany, hotonafantsika, hotonafanay, hotonafanareo, hotonafan', hotonafan-, hotonafam-, hotonafa-
Impératif : tonafy
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20