Entrée | 1 Tompomenakely |
Mots élémentaires | 2 tompo, menakely |
Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [1.1] 5 olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [1.13] |
Explications en français |
6 suzerain, seigneur féodal [1.13] |
Vocabulaire |
7 Politique |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/11/20 |