Entrée tombam-boroka (tombana, voroka)
Partie du discours nom
Définition malgache Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2012/09/19