|
|
|
|

Entrée1  tolo-kevitra
Mots élémentaires  2 tolotra, 3 hevitra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina [1.1]
6 fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso [1.13]
Explications en français  7 proposition mathématique, suggestion [1.13]
8 proposition [1.5#143]
Exemples  9  Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369]
10  Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#]
11  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Vocabulaire  12  Philosophie

Mis à jour le 2025/09/12