| Entrée | 1 tokatoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Littérature: (en général) |
| Anagrammes | 5 kotakota, 6 takotako, tokatoka |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|